Hevitra raha mahasoa.Resaka natoraly

Nampidirin'i tsambaratelo | 7 Nov, 2009

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 Ity misy hevitra mahasoa.Asa raha efa naheno ity resaka ity ianareo fa azo atao tsara ny tantely sy vovona canelle afangaroizay sahaza ny tarehanao (atao pâte),ary dia hosorana@ tarehy mandritra ny 2 herinandro eo.Ny tsaratsara dia entina matory ary maraina vao sasana,kanefa maditidity be io,angamba sorena ilay vady malala .Fa aleo mahavatra @ hariva alohan' ny hatory.

Ho hitanao àry fa hadio ny tarehy raha misy mony.

Efa nanoro hevitra teto ihany aho fa toa tsy nahomby.


1 Hevitra & 0 Verindrohy (trackback) amin\'ny "Hevitra raha mahasoa.Resaka natoraly"

  1. Mba ho mandimandina @zay ny hodi-tava

    Nampidirin'i maeva74 07 Nov 2009, 10:57