TRATRY NY KRISMASY 2009

Nampidirin'i tsambaratelo | 26 Des, 2009

 

 

 

 

 

 Arabaina isika nahatratra ny andro noely.Ny fahatongavan'ny Mpamonjy tokoa dia mbola Fifaliana ho antsika rehetra.

Ny Fahazavan'i Jesoa anie hitarika antsika tsirairay ho amin'ny làlana tsara mandrakariva ho anao sy ny ankohonanao.

 


4 Hevitra & 0 Verindrohy (trackback) amin\'ny "TRATRY NY KRISMASY 2009"

  1. :red: :red: :kiss: :kiss:

    Nampidirin'i maeva74 26 Des 2009, 09:04
  2. Tsa nety nivadika le raha hihihihi Joyeux Noel daholo isika

    Nampidirin'i maeva74 26 Des 2009, 09:05
  3. Fanahiniko mihitsy ny loko mena satria io ny loko mena no lokon'ny Noely hihihih

    Nampidirin'i tsambar3 26 Des 2009, 19:55
  4. mirary soa koa dia samy ho tratry ny faran'ny 2009 e !

    Nampidirin'i ikalamako 27 Des 2009, 00:22