TAOM-BAOVAO 2010

Nampidirin'i tsambaratelo | 30 Des, 2009

Aiza ianareo no hitsena ny taona 2010? Izahay aty an-toerana antsoina hoe Au Lit en d'or. Samy mahita an'io toerana io daholo isika .Mora hita kely!!!

    Mirary taom-baovao tsy hieren-doza, ary manaova taom-baovao Finaritra daholo ô. 

 Raha sitrapon'Andriamanitra , Dia samy ho tratry ny Taona 2010, isika rehetra.

Andriamanitra anie hitahy, hanome fahasalamana sy fahombiazana amin'ny asa sy ny fianarana, hanampy sy

 hialoha làlana antsika amin'izay rehetra ataotsika mandritra ny taona rehetra.Andriamanitra hanatanteraka

izay irin'ny fotsika tsirairay avy.Koa miambena amin'ny fivavahana mandrakariva fa akaiky ny andro farany.

   Hoy Tsambaratelo

 


3 Hevitra & 0 Verindrohy (trackback) amin\'ny "TAOM-BAOVAO 2010"

  1. Misaotra Tsambaratelo,
    Dia torak'izany koa ho anao,
    Mba ho tanteraka anie izany firarian-tsoa isan-karazany izany.
    Manaova fety sambatra รด ! :)

    Nampidirin'i mangamaso2 30 Des 2009, 12:23
  2. volamena ve izany ny fandriana any? :)

    samy ho tratry ny 2010 tokoa ee
    mirary soa,

    Nampidirin'i simp 30 Des 2009, 22:22
  3. misaotra e, d ho anao sy ny ankohonanao izany firariantsoa rehetra izany

    kiss kiss

    Nampidirin'i tsambar3 31 Des 2009, 16:21