Etsy kely anie!

Nampidirin'i tsambaratelo | 26 Jan, 2010

  

 

Hafatra mba tiako hozaraina aminareo namana eto ,amin'izao taona vaovao izao.Mba hiezaka hiova famindra isika, ary te hanatsara ny fiainanantsika tsirairay.Handramo kely anie izy ity e,dia ho hitanao ny vokany.Anisany nampihatra azy aho mantsy. 

 

"Que le Sacré-coeur de Jésus soit loué, adoré, glorifié à travers le monde pour des siècle et des siècles,Amen."

Dites cette prière 6 fois/ jour pendant 9 jours et vos prières serontexaucées même si cela semble impossible.

N'oubliez pas de remercier le sacré-Coeur avec promesse de publication quand la faveur sera obtenue.

Remerciements au SACRE-COEUR pour la faveur obtennue.

 


3 Hevitra & 0 Verindrohy (trackback) amin\'ny "Etsy kely anie!"

  1. Misaotra betsaka nizara fa mahavelombolo tokoa e!! Andriamanitra hitahy antsika mianakavy indrindra ilay tanindrazantsika

    Nampidirin'i maeva74 12 Jan 2010, 22:05
  2. Misaotra e !

    Nampidirin'i Nannie 13 Jan 2010, 07:00
  3. dia mahereza daholo ianareo.
    biz.

    Nampidirin'i tsambara3 25 Jan 2010, 16:20