TSIKY KELY Ô
Nampidirin'i tsambaratelo | 23 Jol, 2009PASITERA
X: Malaza tia vola be hono Pasitera ao aminareo io an!
Y: zany ihany no tsy handefasako miangona intsony an'iny vadiko iny!
X: fa maninona teitsy?
Y: Ka Vola anie no anaran'ny vadiko e!
NANINONA?
Neny: fa maninona ianao no mitomany?
kiki: Nidona t@ varavarana ny lohan'i dada
Neny: izany ve dia hampitomany fa tsy vao mainka aza mampihomehy?
Kiki: Ka efa nihomehy be mihitsy aho fa nofelahany kah.