TSIKY KELY INDRAY
Nampidirin'i tsambaratelo | 5 Aog, 2009
AKOHO
A: Inona izato andrahoinao vao maraina ramatoa a?
B: Mahandro katsaka aho
A: Oadray,katsaka no handrahoinao nefa toa ny renin'akohoko izany tazako izany?
B: Ka ao anatin'ny takorobabon'ny akohonao daolo ireo katsaka rehetra saika handrahoiko kanoh!